Ary Andriamanitra nahatsiaro an’i Nôe sy ny biby ary ny biby fiompy rehetra izay niaraka taminy tao an-tsambo fiara; ary Andriamanitra nandefa rivotra tamin’ny tany ary nihena ny rano;
Genesisy 7:24 - Baiboly Katolika Dimampolo amby zato andro no nahatondraka ny rano tambonin’ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mbola nitombo ihany tetỳ ambonin’ny tany nandritra ny dimampolo amby zato andro ny rano. DIEM PROTESTANTA Naharitra 150 andro ny fahatondrahan’ny rano teny ambonin’ny tany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Naharitra 150 andro ny fahatondrahan’ny rano teny ambonin’ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nahery tambonin’ny tany dimam-polo amby zato andro ny rano. Malagasy Bible Ary nahery tambonin'ny tany dimam-polo amby zato andro ny rano. La Bible en Malgache Mbola nitombo ihany tetỳ ambonin’ny tany nandritra ny dimampolo amby zato andro ny rano. |
Ary Andriamanitra nahatsiaro an’i Nôe sy ny biby ary ny biby fiompy rehetra izay niaraka taminy tao an-tsambo fiara; ary Andriamanitra nandefa rivotra tamin’ny tany ary nihena ny rano;