Dia niakatra handevina an-drainy i Josefa. Niara-niakatra taminy koa ny mpanompon’i Faraôna rehetra, ny loholona tao an-tranony, ny loholona rehetra tamin’ny tany Ejipta,
Genesisy 50:8 - Baiboly Katolika ny ankohonan’i Josefa rehetra, ny rahalahiny ary ny ankohonan-drainy. Ny ankizy madinika sy ny ondry ary ny omby ihany no sisa najanony teo amin’ny tany Gesena. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary ny ankohonan’i Josefa rehetra sy ny rahalahiny mbamin’ny ankohonan’ny rainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman’osiny ary ny ombiny ihany no navelany tao amin’ny tany Gosena. DIEM PROTESTANTA ny ankohonan’i Jôsefa manontolo mbamin’ireo rahalahiny ary ireo olon-kafa rehetra tao amin’ny fianakavian-drainy. Tsy nisy najanona tao amin’ny faritr’i Gôsena, afa-tsy ny ankizy sy ny biby fiompy ihany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny ankohonan’i Jôsefa manontolo mbamin’ireo rahalahiny ary ireo olon-kafa rehetra tao amin’ny fianakavian-drainy. Tsy nisy najanona tao amin’ny faritr’i Gôsena, afa-tsy ny ankizy sy ny biby fiompy ihany. Baiboly Protestanta Malagasy ary ny ankohonan’i Josefa rehetra sy ny rahalahiny ary ny ankohonan-drainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman-osiny sy ny ombiny ihany no navelany tao amin’ny tany Gosena. Malagasy Bible ary ny ankohonan'i Josefa rehetra sy ny rahalahiny ary ny ankohonan-drainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman'osiny sy ny ombiny ihany no navelany tao amin'ny tany Gosena. La Bible en Malgache ary ny ankohonan’i Josefa rehetra sy ny rahalahiny mbamin’ny ankohonan’ny rainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman’osiny ary ny ombiny ihany no navelany tao amin’ny tany Gosena. |
Dia niakatra handevina an-drainy i Josefa. Niara-niakatra taminy koa ny mpanompon’i Faraôna rehetra, ny loholona tao an-tranony, ny loholona rehetra tamin’ny tany Ejipta,
Nisy kalesy ama-mpitaingin-tsoavaly maro koa, niara-niakatra taminy, ka dia be ny mpanotrona.
Ary ny biby fiompinay hiaraka aminay koa, fa tsy misy havela na dia kitrony iray aza; satria amin’ireo no hangalanay hoenti-manompo an’i Iaveh Andriamanitray; ary na dia izahay aza dia mbola tsy mahalala akory izay tokony hoentinay manompo an’i Iaveh, raha tsy efa tonga any.»