dia nanao hoe: «Tompo ô, raha nahita fitia eo imasonao aho, aza dia lalovana fotsiny lahy ny mpanomponao,
Genesisy 50:4 - Baiboly Katolika Nony tapitra ny andro nisaonany azy, dia niteny i Josefa tamin’ny olona ao an-tranon’i Faraôna nanao hoe: «Raha mba nahita fitia teo imasonareo koa aho, dia mba lazao kely ho henon’i Faraôna izao: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony tapitra ny andro nisaonana azy dia hoy i Josefa tamin’ireo tao an-tranon’i Farao hoe: Raha mba nahita fitia teo imasonareo aho dia miangavy anareo, mitenena amin’i Farao ka lazao aminy hoe: DIEM PROTESTANTA Nony afaka ny andro fisaonana, dia hoy i Jôsefa tamin’ireo olona akaikin’ny Farao: –Raha mba mahita sitraka aminareo aho, dia mba ampitao amin’ny Farao izao teniko izao: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony afaka ny andro fisaonana, dia hoy i Jôsefa tamin’ireo olona akaikin’ny Farao: –Raha mba mahita sitraka aminareo aho, dia mba ampitao amin’ny Farao izao teniko izao: Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa tapitra ny andro nisaonana azy, Josefa dia niteny tamin’ny tao an-tranon’i Farao ka nanao hoe: Raha mba nahita fitia eo imasonareo aho, masìna hianareo, lazao amin’i Farao, ka ataovy hoe: Malagasy Bible Ary rehefa tapitra ny andro nisaonana azy, Josefa dia niteny tamin'ny tao an-tranon'i Farao ka nanao hoe: Raha mba nahita fitia eo imasonareo aho, masìna ianareo, lazao amin'i Farao, ka ataovy hoe: La Bible en Malgache Nony tapitra ny andro nisaonana azy dia hoy i Josefa tamin’ireo tao an-tranon’i Farao hoe: Raha mba nahita fitia teo imasonareo aho dia miangavy anareo, mitenena amin’i Farao ka lazao aminy hoe: |
dia nanao hoe: «Tompo ô, raha nahita fitia eo imasonao aho, aza dia lalovana fotsiny lahy ny mpanomponao,
Efapolo andro no nanaovan’ireo an’izany, fa izany no fetr’andro fanosoram-paty. Ary fitopolo andro no nisaonan’ny Ejiptianina azy.
Nasain’ikaky nianiana aho, nataony hoe: ‹Indro ho faty aho, ka any amin’ny fasana nohadiko ho ahy any amin’ny tany Kanaana no handevenanao ahy›. Ka mba te hiakatra any aho handevina ny raiko ary mbola hiverina indray.»