Ka hoy i Jodà namaly azy: «Efa nilaza mazava taminay ralehilahy, nanao hoe: Tsy hahita ny tavako ianareo raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.
Genesisy 44:23 - Baiboly Katolika Hoy ianao tamin’ny mpanomponao: ‹Raha tsy miara-midina aminareo ny zandrinareo, tsy hahita ny tavako intsony ianareo.› Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy ianao tamin’ny mpanomponao: Raha tsy miara-midina aminareo ny zandrinareo faralahy dia tsy hahita ny tavako intsony ianareo. DIEM PROTESTANTA Kanefa nilaza taminay ianao fa tsy handray anay intsony, raha tsy tonga miaraka aminay ny zandrinay faralahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Kanefa nilaza taminay ianao fa tsy handray anay intsony, raha tsy tonga miaraka aminay ny zandrinay faralahy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy hianao tamin’ny mpanomponao: Raha tsy hiara-midina aminareo ny zandrinareo faralahy, dia tsy hahita ny tavako intsony hianareo. Malagasy Bible Ary hoy ianao tamin'ny mpanomponao: Raha tsy hiara-midina aminareo ny zandrinareo faralahy, dia tsy hahita ny tavako intsony ianareo. La Bible en Malgache Ary hoy ianao tamin’ny mpanomponao: Raha tsy miara-midina aminareo ny zandrinareo faralahy dia tsy hahita ny tavako intsony ianareo. |
Ka hoy i Jodà namaly azy: «Efa nilaza mazava taminay ralehilahy, nanao hoe: Tsy hahita ny tavako ianareo raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.
Fa raha tsy avelanao handeha izy, tsy hidina izahay, satria ralehilahy efa nilaza taminay hoe: Tsy hahita ny tavako ianareo, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.»
Dia namaly ny tompoko izahay nanao hoe: ‹Tsy mahazo misaraka amin-drainy ilay zaza; fa raha ilaozan’izay ny rainy dia ho faty tokoa.›
Ka rehefa tafakatra tany amin’ikaky mpanomponao izahay, dia nambaranay azy ny tenin’ny tompoko.