Nony mby teo amin’ny toerana handriany, nanokatra ny lasàkany ny anankiray tamin’izy ireo, hanomezany vilona ny ampondrany, ary hitany teo am-bava lasàkany ny volany.
Genesisy 44:11 - Baiboly Katolika Koa samy nampidina faingana ny lasàkany tamin’ny tany izy ireo, dia samy nanokatra ny lasàkany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia samy nampidina haingana ny lasakany tamin’ny tany izy rehetra ka samy nanokatra ny lasakany avy. DIEM PROTESTANTA Samy nampidina faingana ny kitapony tamin’ny tany avy izy ireo ary samy nanokatra ny azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Samy nampidina faingana ny kitapony tamin’ny tany avy izy ireo ary samy nanokatra ny azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary samy nampidina faingana ny lasakany tamin’ny tany izy, ka samy nanokatra ny lasakany avy. Malagasy Bible Ary samy nampidina faingana ny lasakany tamin'ny tany izy, ka samy nanokatra ny lasakany avy. La Bible en Malgache Dia samy nampidina haingana ny lasakany tamin’ny tany izy rehetra ka samy nanokatra ny lasakany avy. |
Nony mby teo amin’ny toerana handriany, nanokatra ny lasàkany ny anankiray tamin’izy ireo, hanomezany vilona ny ampondrany, ary hitany teo am-bava lasàkany ny volany.
Ka hoy izy: «Aoka àry ho araka ny teninareo. Izay hahitana ny kôpy ho andevoko, fa ianareo sisa kosa dia afaka.»
Ary nikaroka ny mpikarakara nanomboka tamin’ny zokiny indrindra, dia niafara tamin’ny zandriny indrindra, ka hita tao amin’ny lasàkan’i Benjamina ilay kôpy.