Koa samy nampidina faingana ny lasàkany tamin’ny tany izy ireo, dia samy nanokatra ny lasàkany.
Genesisy 44:10 - Baiboly Katolika Ka hoy izy: «Aoka àry ho araka ny teninareo. Izay hahitana ny kôpy ho andevoko, fa ianareo sisa kosa dia afaka.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy Ralehilahy: Aoka ary hatao araka ny teninareo: Izay hahitana izany dia ho mpanompoko fa ianareo kosa dia tsy hanan-tsiny. DIEM PROTESTANTA Ka hoy ralehilahy: –Eny àry, fa hotanako amin’ny teninareo ianareo; kanefa izay ahitana ny tsangambava ihany no ho tonga andevoko, fa ny sisa kosa dia ho afaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka hoy ralehilahy: –Eny àry, fa hotanako amin’ny teninareo ianareo; kanefa izay ahitana ny tsangambava ihany no ho tonga andevoko, fa ny sisa kosa dia ho afaka. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy izy: Aoka ary hatao araka ny teninareo: izay hahitana izany dia ho andevoko; fa hianareo tsy hanan-tsiny. Malagasy Bible Dia hoy izy: Aoka ary hatao araka ny teninareo: izay hahitana izany dia ho andevoko; fa ianareo tsy hanan-tsiny. La Bible en Malgache Dia hoy Ralehilahy: Aoka ary hatao araka ny teninareo: Izay hahitana izany dia ho mpanompoko fa ianareo kosa dia tsy hanan-tsiny. |
Koa samy nampidina faingana ny lasàkany tamin’ny tany izy ireo, dia samy nanokatra ny lasàkany.
Fa hoy i Josefa: «Sanatria ahy ny hanao izany. Izay olona nahitana ny kôpiko no ho andevoko, fa ianareo, miakara soa aman-tsara ho any amin-drainareo.»
Koa mifona aminao aho, mba avelao re ny mpanomponao hisolo ny zaza ho andevon’ny tompoko; fa aoka ny zaza hiara-miakatra amin’ireo rahalahiny.
Izay anankiray amin’ny mpanomponao hahitana izany kôpy izany dia aoka hovonoina; ary na ny tenanay aza dia aoka ho andevon’itompokolahy koa.»
fa raha efa niposaka kosa ny masoandro dia hisy valin-dra ihany. Hanonitra ny mpangalatra; raha tsy manana na inona na inona izy dia ny tenany no amidy ho onitr’izay nangalariny;