Iray ray avokoa izahay ireto, ary olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo akory ny mpanomponao.»
Genesisy 42:31 - Baiboly Katolika Fa hoy izahay taminy hoe: «Olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo akory. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nefa hoy izahay taminy: Olo-marina izahay fa tsy mba mpitsikilo akory! DIEM PROTESTANTA Fa hoy izahay taminy: «Olo-marina izahay fa tsy mpitsikilo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa hoy izahay taminy: «Olo-marina izahay fa tsy mpitsikilo. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy izahay taminy: Olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo tsy akory; Malagasy Bible Ary hoy izahay taminy: Olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo tsy akory; La Bible en Malgache Nefa hoy izahay taminy: Olo-marina izahay fa tsy mba mpitsikilo akory! |
Iray ray avokoa izahay ireto, ary olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo akory ny mpanomponao.»
Roa ambin’ny folo mirahalahy izahay no iray ray; ny iray tsy velona intsony, ary ny faralahy any amin-drainy any amin’ny tany Kanaana izao.