Tatỳ aorian’izany dia sendra diso tamin’ny mpanjakan’i Ejipta tompony, ny mpandroso divay sy ny mpitantana mofo, ao amin’ny mpanjakan’i Ejipta.
Genesisy 41:13 - Baiboly Katolika ary tanteraka ny zavatra, araka ny hevitra nambarany, fa izaho moa, naverin’i Faraôna amin’ny raharahako; izy kosa nahantona.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tanteraka araka izay nolazainy taminay avy izany: Izaho dia nampodìny ho ao amin’ilay nipetrahako fa izy kosa dia nahantony. DIEM PROTESTANTA Koa araka izay efa nambarany taminay tokoa no niseho; niverina ho amin’ny asako aho, ary ilay lehiben’ny mpanao mofo kosa nahantona. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa araka izay efa nambarany taminay tokoa no niseho; niverina ho amin’ny asako aho, ary ilay lehiben’ny mpanao mofo kosa nahantona. Baiboly Protestanta Malagasy Ary samy tonga araka izay efa nolazainy taminay indrindra izany: izaho nampodiny ho ao amin’ilay nipetrahako, fa izy kosa nahantony. Malagasy Bible Ary samy tonga araka izay efa nolazainy taminay indrindra izany: izaho nampodiny ho ao amin'ilay nipetrahako, fa izy kosa nahantony. La Bible en Malgache Tanteraka araka izay nolazainy taminay avy izany: Izaho dia nampodìny ho ao amin’ilay nipetrahako fa izy kosa dia nahantony. |
Tatỳ aorian’izany dia sendra diso tamin’ny mpanjakan’i Ejipta tompony, ny mpandroso divay sy ny mpitantana mofo, ao amin’ny mpanjakan’i Ejipta.
ary indro aho anio manendry anao, ho eo amin’ny firenena amam-panjakana, hanongotra sy hanjera, hamery sy handrava, hamboly sy hanorina.»
Ny tarehin-javatra hitako, dia tahaka ilay tarehin-javatra hitako no fijery azy, fony aho tonga handrava ny tanàna; sady nanahaka ny tarehin’ilay zavatra hitako teo amoron’ny ony Kobara ihany koa, no fijery azy, ka nitrosona nihohoka aho.