Ka nosamborin-dravehivavy tamin’ny lambany izy, nataony hoe: «Avia handry amiko.» Navelan’i Josefa teo an-tanany anefa ny lambany, ka nandositra tany alatrano izy.
Genesisy 39:13 - Baiboly Katolika Nony hitan-dravehivavy fa ny lambany navelany teo an-tanany, izy nandositra any alatrano; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa hitan-dRavehivavy fa navelany teny an-tanany ny akanjony sady lasa nandositra tany alatrano izy DIEM PROTESTANTA Nony hitan-dravehivavy fa nandositra i Jôsefa ka namela ny lambany teo an-tanany, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony hitan-dravehivavy fa nandositra i Jôsefa ka namela ny lambany teo an-tanany, Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa hitan-dravehivavy fa navelany teo an-tànany ny akanjony, sady lasa nandositra any ala-trano izy, Malagasy Bible Ary rehefa hitan-dravehivavy fa navelany teo an-tànany ny akanjony, sady lasa nandositra any ala-trano izy, La Bible en Malgache Rehefa hitan-dRavehivavy fa navelany teny an-tanany ny akanjony sady lasa nandositra tany alatrano izy |
Ka nosamborin-dravehivavy tamin’ny lambany izy, nataony hoe: «Avia handry amiko.» Navelan’i Josefa teo an-tanany anefa ny lambany, ka nandositra tany alatrano izy.
dia niantso ny mpanompo tao an-tranony izy, ary niteny taminy nanao hoe: «Jereo fa nampidirany Hebrio hisangy antsika. Nidiran-dralehilahy iny teto aho, handriany amiko, ka niantsoantso mafy erỳ aho.»