Rehefa efapolo taona i Esao dia nanambady an’i Jodita, zanak’i Beeri Heteanina, sy Basemata, zanak’i Elôna Heteanina.
Genesisy 36:4 - Baiboly Katolika Ka ny naterak’i Adà, tamin’i Esao dia i Elifaza; ny naterak’i Basemata dia i Rahoela; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Ada dia niteraka an’i Elifaza tamin’i Esao; i Basemata dia niteraka an’i Regoela; DIEM PROTESTANTA Ary i Hadà niteraka an’i Elifaza tamin’i Hesao, fa i Basemata kosa niteraka an’i Rehoela; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary i Hadà niteraka an’i Elifaza tamin’i Hesao, fa i Basemata kosa niteraka an’i Rehoela; Baiboly Protestanta Malagasy Ary Ada niteraka an’i Elifaza tamin’i Esao; ary Basemata niteraka an’i Regoela; Malagasy Bible Ary Ada niteraka an'i Elifaza tamin'i Esao; ary Basemata niteraka an'i Regoela; La Bible en Malgache I Ada dia niteraka an’i Elifaza tamin’i Esao; i Basemata dia niteraka an’i Regoela; |
Rehefa efapolo taona i Esao dia nanambady an’i Jodita, zanak’i Beeri Heteanina, sy Basemata, zanak’i Elôna Heteanina.
ary ny naterak’i Oolibama dia i Jehosy sy i Ihelôna ary i Kôre. Ireo no zanaka lahin’i Esao naterany tany amin’ny tany Kanaana.
Nony nandre ny loza rehetra nanjò an’i Jôba ireo sakaizany telo lahy: i Elifaza avy any Temàna, i Baldada avy any Sohe, ary i Sôfara avy any Naamà, dia samy niainga avy any amin’ny fonenany avy, ka niara-nidinika izay handehanana hitsapa alahelo sy hampionona azy.
Nony tafaverina tany amin-dRagoela rainy izy ireo, dia hoy izy: «Nahoana no nalaky tafaverina ianareo androany?»
Ary hoy i Môizy tamin’i Hobaba zana-dRagoela, Madianita, rafozan’i Môizy: «Ny dianay izao, dia ho any amin’ny tany nolazain’i Iaveh hoe: Homeko anareo izy. Koa andeha hiaraka aminay, fa hasiany soa ianao, satria i Iaveh efa nampanantena ny hanisy soa an’i Israely.»