Amin’izay ianareo homenay ny zanakay vavy; izahay haka ny anareo ho anay. Dia honina ao aminareo izahay, ka ho firenena iray ihany isika.
Genesisy 34:17 - Baiboly Katolika Fa raha tsy mety hihaino anay ianareo, sy hifora dia halainay ny zanakay vavy ka handeha izahay. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa raha tsy hanaraka ny teninay ianareo ka tsy hoforana dia halainay ny zanakay vavy ka handeha izahay. DIEM PROTESTANTA Fa raha tsy manaiky hoforàna kosa ianareo, dia halainay ny anabavinay ary handeha izahay. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa raha tsy manaiky hoforàna kosa ianareo, dia halainay ny anabavinay ary handeha izahay. Baiboly Protestanta Malagasy Fa raha tsy hanaraka ny teninay hianareo ka hoforana dia halainay ny zanakai-vavy, ka handeha izahay. Malagasy Bible Fa raha tsy hanaraka ny teninay ianareo ka hoforana dia halainay ny zanakai-vavy, ka handeha izahay. La Bible en Malgache Fa raha tsy hanaraka ny teninay ianareo ka tsy hoforana dia halainay ny zanakay vavy ka handeha izahay. |
Amin’izay ianareo homenay ny zanakay vavy; izahay haka ny anareo ho anay. Dia honina ao aminareo izahay, ka ho firenena iray ihany isika.