dia nanao hoe: «Tompo ô, raha nahita fitia eo imasonao aho, aza dia lalovana fotsiny lahy ny mpanomponao,
Genesisy 34:11 - Baiboly Katolika Hoy kosa i Sikema tamin’ny rain’i Dinà, sy ireo anadahiny: «Aoka mba hahita fitia eo imasonareo aho, fa homeko anareo izay tononinareo amiko, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy i Sekema tamin’ny rain’i Dina sy ny anadahiny: Aoka mba hahita fitia eto imasonareo aho, ary izay lazainareo amiko dia homeko. DIEM PROTESTANTA I Sekema mihitsy no tonga niteny tamin’ny rain’i Dinà sy ny anadahiny hoe: –Mba amindrao fo aho fa homeko anareo izay takînareo amiko. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Sekema mihitsy no tonga niteny tamin’ny rain’i Dinà sy ny anadahiny hoe: –Mba amindrao fo aho fa homeko anareo izay takînareo amiko. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Sekema tamin’ny rain’i Dina sy ny anadahiny: Aoka mba hahita fitia eto imasonareo aho, ary izay lazainareo amiko dia homeko; Malagasy Bible Ary hoy Sekema tamin'ny rain'i Dina sy ny anadahiny: Aoka mba hahita fitia eto imasonareo aho, ary izay lazainareo amiko dia homeko; La Bible en Malgache Ary hoy i Sekema tamin’ny rain’i Dina sy ny anadahiny: Aoka mba hahita fitia eto imasonareo aho, ary izay lazainareo amiko dia homeko. |
dia nanao hoe: «Tompo ô, raha nahita fitia eo imasonao aho, aza dia lalovana fotsiny lahy ny mpanomponao,
Fa niverina nankeo amin’i Jakôba ny iraka, ka nanao hoe: «Nankany amin’i Esao rahalahinao izahay, ka indro tamy hitsena anao izy omban’olona efajato.»
Dia hoy i Esao: «Avelao àry hamelako hiaraka aminao ahay ny sasany amin’ny olona miaraka amiko.» Fa hoy ny navaliny: «Ahoana no anaovanao izany? Aoka hahita fitia eo imason’ny tompoko aho.»
Dia honina aty aminay ianareo, ka ho azonareo hanaranam-po ny tany, na hipetrahanareo na hanaovanareo varotra na hahatongavanareo ho tompon-tany.»
na harem-be asainareo haloako, na fanomezana be vava, izay tononinareo homeko avokoa, fa omeo ho vadiko ny zazavavy.»