dia valio hoe: ‹An’i Jakôba mpanomponao ireo, dia fanomezana ampanateriny ho an’ny tompoko, ho an’i Esao, ary indro izy tamy ao aorianay ao koa.› »
Genesisy 32:19 - Baiboly Katolika Nomeny teny torak’izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, mbamin’izay rehetra nanaraka ny biby fiompy nataony hoe: «Izao no holazainareo amin’i Esao, rehefa hifanena aminy ianareo; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia lazao hoe: An’i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an’ny tompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aoriananay ao. DIEM PROTESTANTA dia hovalianao hoe: «An’i Jakôba mpanomponao ireo, ary fanomezana izay nalefany ho anao, tompokolahy; fa izy kosa manaraka ao aorianay ao.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia hovalianao hoe: «An’i Jakôba mpanomponao ireo, ary fanomezana izay nalefany ho anao, tompokolahy; fa izy kosa manaraka ao aorianay ao.» Baiboly Protestanta Malagasy dia lazaonao hoe: An’i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an’itompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aorianay ao. Malagasy Bible dia lazaonao hoe: An'i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an'itompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aorianay ao. La Bible en Malgache Dia lazao hoe: An’i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an’ny tompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aoriananay ao. |
dia valio hoe: ‹An’i Jakôba mpanomponao ireo, dia fanomezana ampanateriny ho an’ny tompoko, ho an’i Esao, ary indro izy tamy ao aorianay ao koa.› »
dia ataovy hoe: ‹Indro, i Jakôba, mpanomponao, tamy ao aorianay ao koa!› » Fa hoy izy anakampony: «Hotoneko amin’ireo fanomezana eo alohako ireo ny fahatezerany, vao hahita ny tavany aho, ka angamba horaisiny tsara aho.»
dia hoy izy tamin’ireto zatovony: «Mandehana eo alohako ianareo, fa aorianareo aho manaraka». Tsy nilaza na inona na inona tamin’i Nabala vadiny anefa izy.