Genesisy 32:15 - Baiboly Katolika rameva mitaiza am-pianahany telopolo, sy ny zanany, omby vavy efapolo omby lahy folo, ampondra vavy roapolo, ary zanak’ampondra folo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia osivavy roanjato sy osilahy roapolo, ondrivavy roanjato sy ondrilahy roapolo, DIEM PROTESTANTA dia osivavy roanjato sy osilahy roapolo, ondrivavy roanjato sy ondrilahy roapolo, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia osivavy roanjato sy osilahy roapolo, ondrivavy roanjato sy ondrilahy roapolo, Baiboly Protestanta Malagasy dia osivavy roan-jato sy osilahy roa-polo, ondrivavy roan-jato sy ondrilahy roa-polo Malagasy Bible dia osivavy roan-jato sy osilahy roa-polo, ondrivavy roan-jato sy ondrilahy roa-polo La Bible en Malgache dia osivavy roanjato sy osilahy roapolo, ondrivavy roanjato sy ondrilahy roapolo, |
Napetrany teo an-tanan’ny mpanompony ireo, nataony mitsitokotoko, dia hoy izy taminy: «Mandehana eo alohako ianareo, ka asio elanelany isan-tokony ny zavatra.»