Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Genesisy 30:40 - Baiboly Katolika

Navahan’i Jakôba ny zanak’ondry, ary ny biby fiompy dia nataony nanatrika ny sadika sy ny mainty rehetra amin’ny biby fiompy ananan’i Labàna. Izany no nahazoany andiam-biby fiompy ho an’ny tenany, ka tsy nakambany tamin’ny biby fiompin’i Labàna.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dia navahan’i Jakoba ny zanak’ondry, fa ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin’ny ondry aman’osin’i Labana; avy eo natokany izay ondry aman’osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin’ny ondry aman’osin’i Labana.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ary ireo ondry efa navahan’i Jakôba dia natodiny hijery ny sadika sy maramara rehetra teo amin’ny biby fiompin’i Labàna. Natokan’i Jakôba ny ondry aman’osy ho an’ny tenany fa tsy navelany hifangaro tamin’ny an’i Labàna.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary ireo ondry efa navahan’i Jakôba dia natodiny hijery ny sadika sy maramara rehetra teo amin’ny biby fiompin’i Labàna. Natokan’i Jakôba ny ondry aman’osy ho an’ny tenany fa tsy navelany hifangaro tamin’ny an’i Labàna.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny zanak’ondry navahan’i Jakoba, ary ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin’ny ondry aman-osin’i Labana; ary natokany izay ondry aman-osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin’ny ondry aman-osin’i Labana.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary ny zanak'ondry navahan'i Jakoba, ary ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin'ny ondry aman'osin'i Labana; ary natokany izay ondry aman'osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin'ny ondry aman'osin'i Labana.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dia navahan’i Jakoba ny zanak’ondry, fa ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin’ny ondry aman’osin’i Labana; avy eo natokany izay ondry aman’osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin’ny ondry aman’osin’i Labana.

Jereo ny toko



Genesisy 30:40
2 Rohy Ifampitohizana  

ka nikambana teo anoloan’ny tsora-kazo ny ondry, dia teraka sadika sy mara ary sada.


Nony injay ny ondry matanjaka no nitady hikambana, dia nataon’i Jakôba tao anatin’ny fisotroan-drano talaky mason’ny ondry ny tsora-kazo, mba hikambanany eo anilan’ny tsora-kazo;