Ary nanan-janaka roa vavy i Labàna; ny zokiny natao hoe Lià, ary ny zandriny natao hoe Rasela.
Genesisy 29:15 - Baiboly Katolika Ary hoy i Labàna tamin’i Jakôba: «Noho ianao rahalahiko va no tokony hanompoanao ahy maina? Ka lazao ahy izay karamanao?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa hoy i Labana tamin’i Jakoba: Moa na dia havako aza va ianao dia hanompo ahy maina? Lazao amiko izay tokony ho karamanao. DIEM PROTESTANTA Indray andro dia hoy i Labàna tamin’i Jakôba: –Noho ny maha havako anao ve dia hanompo ahy maimaim-poana ianao? Koa lazao amiko, inona no ho karamanao? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Indray andro dia hoy i Labàna tamin’i Jakôba: –Noho ny maha havako anao ve dia hanompo ahy maimaim-poana ianao? Koa lazao amiko, inona no ho karamanao? Baiboly Protestanta Malagasy dia hoy Labana taminy: Moa na dia rahalahiko aza hianao, dia hanompo ahy maina va? Lazao amiko izay ho karamanao. Malagasy Bible dia hoy Labana taminy: Moa na dia rahalahiko aza ianao, dia hanompo ahy maina va ? Lazao amiko izay ho karamanao. La Bible en Malgache Fa hoy i Labana tamin’i Jakoba: Moa na dia havako aza va ianao dia hanompo ahy maina? Lazao amiko izay tokony ho karamanao. |
Ary nanan-janaka roa vavy i Labàna; ny zokiny natao hoe Lià, ary ny zandriny natao hoe Rasela.
Roapolo taona izao no nitoerako tao an-tranonao: ny efatra ambin’ny folo taona, nanompoako anao, hahazoako azy mirahavavy zanakao; ny enin-taona kosa, hahazoako tamin’ny biby fiompinao; ary ny karamako efa navadikao impolo.
sy ny namitahan-drainareo ahy, fa efa navadiny impolo izao ny karamako; nefa tsy navelan’Andriamanitra hahafaty antoka ahy izy.
Dia nolazain’ireo anadahin-dreniny avokoa izany teny rehetra momba azy izany, ho henon’ny mponina rehetra tao Sikema; ka nitongilana tamin’i Abimeleka ny fon’izy ireo, fa nifampilaza hoe: «Rahalahintsika izy».