hampianiana anao amin’ny anaran’i Iaveh Andriamanitry ny lanitra sy Andriamanitry ny tany, fa tsy haka vady ho an’ny zanako ao amin’ny zanaka vavin’ny Kananeanina, izay iraisako monina, ianao,
Genesisy 26:35 - Baiboly Katolika Nahasorisorena mafy an’i Isaaka sy i Rebekà izy ireny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nangidy tamin’Isaka sy i Rebeka loatra anefa izany. DIEM PROTESTANTA Nangidy hoditra tamin’i Itsehàka sy i Rebekà izy roa vavy ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nangidy hoditra tamin’i Itsehàka sy i Rebekà izy roa vavy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nangidy tamin’ny fanahin’Isaka sy Rebeka indrindra ireny. Malagasy Bible Dia nangidy tamin'ny fanahin'Isaka sy Rebeka indrindra ireny. La Bible en Malgache Nangidy tamin’Isaka sy i Rebeka loatra anefa izany. |
hampianiana anao amin’ny anaran’i Iaveh Andriamanitry ny lanitra sy Andriamanitry ny tany, fa tsy haka vady ho an’ny zanako ao amin’ny zanaka vavin’ny Kananeanina, izay iraisako monina, ianao,
Ary hoy i Rebekà tamin’i Isaaka: «Boboky ny miaina aho noho ny amin’ireny zanaka vavin’i Heta ireny, raha maka vady tahaka ireny i Jakôba, amin’ireny zanaka vavin’i Heta ireny, amin’ny zazavavy amin’ity tany ity, dia hampaninona ahy intsony izay aina?»
dia hitan’ireo zanak’Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin’ny olombelona, ka naka vady tamin’izy ireo izy, dia tamin’izay rehetra tiany.