Dia nanangana ôtely teo i Isaaka, ka niantso ny anaran’i Iaveh. Ary niorin-day teo izy, ka nihady lavaka fantsakana teo ny mpanompony.
Genesisy 26:32 - Baiboly Katolika Tonga tao amin’i Isaaka androtr’izay ihany ny mpanompony, nilaza ny momba ny lavaka fantsakana izay nohadiny tamin’izany ka nanao taminy hoe: «Efa nahita rano izahay.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’izany andro izany dia avy ny mpanompon’Isaka ka nanambara taminy ny amin’ny lavaka fantsakana izay nohadiny sady niteny taminy hoe: Nahita rano izahay! DIEM PROTESTANTA Androtr’iny ihany dia tonga ireo mpanompon’i Itsehàka nanambara taminy ny vaovao momba ny fantsakana izay nolavahany ka nilaza hoe: –Nahita rano izahay. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Androtr’iny ihany dia tonga ireo mpanompon’i Itsehàka nanambara taminy ny vaovao momba ny fantsakana izay nolavahany ka nilaza hoe: –Nahita rano izahay. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’izany andro izany dia avy ny mpanompon’Isaka ka nanambara taminy ny amin’ny lavaka fantsakana izay efa nohadiny ka nanao taminy hoe: Efa nahita rano izahay. Malagasy Bible Ary tamin'izany andro izany dia avy ny mpanompon'Isaka ka nanambara taminy ny amin'ny lavaka fantsakana izay efa nohadiny ka nanao taminy hoe: Efa nahita rano izahay. La Bible en Malgache Tamin’izany andro izany dia avy ny mpanompon’Isaka ka nanambara taminy ny amin’ny lavaka fantsakana izay nohadiny sady niteny taminy hoe: Nahita rano izahay! |
Dia nanangana ôtely teo i Isaaka, ka niantso ny anaran’i Iaveh. Ary niorin-day teo izy, ka nihady lavaka fantsakana teo ny mpanompony.
Ary nifoha vao maraina koa izy, dia samy nanao fianianana izy roa tonta, izay izy ireo vao nalefan’i Isaaka; ka dia lasa soa aman-tsara niala taminy.
Dia nataony hoe Sibea ny anaran’ny fantsakana, Izany no nanaovana ny anaran’ny tanàna hoe Bersabea mandraka androany.
Izay malaina amin’ny asany, ho tonga mahantra, fa ny tanan’ny mazoto kosa, manangon-karena.
Be faniriana ny kamo, fa tsy ho tanteraka, fa ny fanirian’ny olo-mazoto kosa, ho tanteraka mahafa-po.