Izao no anaran’ny zanaka lahin’i Ismaely, araka ny anaran’ny taranany avy: Nebaiôta no lahimatoan’i Ismaely, dia i Sedara, i Adbeela, i Mabsama,
Genesisy 25:14 - Baiboly Katolika i Masmà, i Domà, i Masà, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Misma, i Doma, i Masa, DIEM PROTESTANTA i Mismà sy i Domà, i Masà Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Mismà sy i Domà, i Masà Baiboly Protestanta Malagasy sy Misma sy Doma sy Masa Malagasy Bible sy Misma sy Doma sy Masa La Bible en Malgache i Misma, i Doma, i Masa, |
Izao no anaran’ny zanaka lahin’i Ismaely, araka ny anaran’ny taranany avy: Nebaiôta no lahimatoan’i Ismaely, dia i Sedara, i Adbeela, i Mabsama,
Faminaniana ny amin’i Domà. Misy miantso ahy avy any Seira manao hoe: «Ry tily ô, toy inona alina moa izao? Ry tily ô, toy inona alina moa izao?»
Satria izao no nolazain’ny Tompo tamiko: «Herintaona, araka ny fanisana ny taonan’ny mpikarama, sisa dia ho levona avokoa ny voninahitr’i Sedara; ary amin’ireo tsipìka maro an’ny lehilahy mahery, zanak’i Sedara, dia kely foana no sisa tavela, fa i Iaveh Andriamanitr’i Israely no efa niteny.»