Misotroa, fa hantsakako mbamin’ny ramevanao koa, no aoka ho ilay vady nalahatr’i Iaveh ho an’ny zanaky ny tompoko.›
Genesisy 24:43 - Baiboly Katolika dia indro aho mijanona eto anilan’ny fantsakana; ka izay zazavavy tamy hantsaka hilazako hoe: Avelao aho mba hisotro rano kely amin’ny sininao, raha sitrakao, ka hamaly ahy hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 indro, mijoro eto akaikin’ny fantsakana aho, koa izay zazavavy avy hantsaka ka hilazako hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin’ny sininao aho DIEM PROTESTANTA Inty aho mby eto anilan’ny fantsakana, hisy zazavavy hivoaka hantsaka ka hiangaviako mba hampisotro ahy rano kely avy amin’ny sininy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Inty aho mby eto anilan’ny fantsakana, hisy zazavavy hivoaka hantsaka ka hiangaviako mba hampisotro ahy rano kely avy amin’ny sininy. Baiboly Protestanta Malagasy indro, mijanona eto anilan’ny fantsakana aho,–koa izay zazavavy hivoaka hantsaka ka hilazako hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin’ny sininao aho, Malagasy Bible indro, mijanona eto anilan'ny fantsakana aho, koa izay zazavavy hivoaka hantsaka ka hilazako hoe : Mba ampisotroy rano kely avy amin'ny sininao aho, La Bible en Malgache indro, mijoro eto akaikin’ny fantsakana aho, koa izay zazavavy avy hantsaka ka hilazako hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin’ny sininao aho |
Misotroa, fa hantsakako mbamin’ny ramevanao koa, no aoka ho ilay vady nalahatr’i Iaveh ho an’ny zanaky ny tompoko.›