Tigra no anaran’ny ony fahatelo; io no mandeha ao atsinanan’i Asora. Ary Eofrata no anaran’ny ony fahefatra.
Genesisy 2:15 - Baiboly Katolika Dia nalain’i Iaveh Andriamanitra ralehilahy, ka napetrany tao amin’ny sahan’i Edena, mba hiasa sy hiandry azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO Andriamanitra naka an-dRalehilahy ka namponina azy tao amin’ny saha Edena mba hiasa sy hitandrina azy. DIEM PROTESTANTA Ary nalain’ny TOMPO Andriamanitra raolombelona ka napetrany tao amin’ny zaridainan’i Hedena mba hanolokolo sy hitandrina azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nalain’ny TOMPO Andriamanitra raolombelona ka napetrany tao amin’ny zaridainan’i Hedena mba hanolokolo sy hitandrina azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah Andriamanitra nitondra an-dralehilahy ka namponina azy tao amin’ny saha Edena hiasa sy hitandrina azy. Malagasy Bible Ary Jehovah Andriamanitra nitondra an-dralehilahy ka namponina azy tao amin'ny saha Edena hiasa sy hitandrina azy. La Bible en Malgache Ary NY TOMPO Andriamanitra naka an-dRalehilahy ka namponina azy tao amin’ny saha Edena mba hiasa sy hitandrina azy. |
Tigra no anaran’ny ony fahatelo; io no mandeha ao atsinanan’i Asora. Ary Eofrata no anaran’ny ony fahefatra.
Ary i Iaveh Andriamanitra nanome izao didy izao an-dralehilahy: «Azonao ihinanana avokoa ny hazo rehetra eto amin’ny saha.
Ary tamin’ny andro fahafito dia efa vitan’Andriamanitra ny asa nataony; ka tamin’ny andro fahafito Izy nitsahatra tamin’ny asa rehetra nataony.
Ary i Iaveh Andriamanitra nanao saha tany Edena, tany atsinanana, ka napetrany tao ny olona izay noforoniny.
Raha mba nanafin-keloka toy ny ataon’ny olona aho, ka nampihiboka ny hadisoako tato anatiko,
Izay nangalatra, aoka tsy hangalatra intsony, fa aleo miasa tanana, manao zavatra tsara, dia hanan-komena ny tsy manana aza.