Fa mandehana faingana àry mandositra ao fa tsy afa-manao na inona na inona aho, raha tsy efa tonga ao ianao.» Izany no nanaovana ny anaran’io tanàna io hoe Segôra.
Genesisy 19:23 - Baiboly Katolika Niposaka tamin’ny tany ny masoandro, dia tonga tao Segôra i Lôta. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Efa niposaka tamin’ny tany ny masoandro raha tonga tao Zoara i Lota. DIEM PROTESTANTA Efa niposaka ny masoandro no tonga tao Tsôhara i Lôta. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Efa niposaka ny masoandro no tonga tao Tsôhara i Lôta. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny masoandro efa niposaka tamin’ny tany, raha tonga tao Zoara Lota. Malagasy Bible Ary ny masoandro efa niposaka tamin'ny tany, raha tonga tao Zoara Lota. La Bible en Malgache Efa niposaka tamin’ny tany ny masoandro raha tonga tao Zoara i Lota. |
Fa mandehana faingana àry mandositra ao fa tsy afa-manao na inona na inona aho, raha tsy efa tonga ao ianao.» Izany no nanaovana ny anaran’io tanàna io hoe Segôra.
Tamin’izay dia nalatsak’i Iaveh tamin’i Sôdôma sy Gômôra ny afo sy solifara avy any amin’i Iaveh any an-danitra,
Nony niala teo Fanoely izy, dia indro hitany niposaka ny masoandro; nitolitsika anefa izy tamin’ny foto-peny.