Nony tafavoaka izy, dia hoy ny iray tamin’ireo Anjely: «Mandosira fa mihatra amin’ny ainao izao, ka aza miherika any ivohonao ary aza miato na aiza na aiza eny amin’ny tany lemaka; mandosira any an-tendrombohitra, fandrao maty ianao.»
Genesisy 19:18 - Baiboly Katolika Hoy i Lôta tamin’izy ireo: «Tsia, tompoko. Efa nahita fitia eo imasonao ihany ny mpanomponao: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy i Lota taminy: Aza atao an’izany, Tompo ô! DIEM PROTESTANTA Fa hoy i Lôta taminy: –Tsia, Tompoko, aza atao izany izahay! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa hoy i Lôta taminy: –Tsia, Tompoko, aza atao izany izahay! Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Lota taminy: Aza an’izany, Tompo ô! Malagasy Bible Ary hoy Lota taminy: Aza an'izany, Tompo ô! La Bible en Malgache Ary hoy i Lota taminy: Aza atao an’izany, Tompo ô! |
Nony tafavoaka izy, dia hoy ny iray tamin’ireo Anjely: «Mandosira fa mihatra amin’ny ainao izao, ka aza miherika any ivohonao ary aza miato na aiza na aiza eny amin’ny tany lemaka; mandosira any an-tendrombohitra, fandrao maty ianao.»
ary efa naneho hatsaram-po lehibe tamin’ny mpanomponao ianao, tamin’ny namelomanao ny aiko; nefa tsy afa-mandositra any an-tendrombohitra aho, fa atahorako mihitsy ny ho tratry ny fandravana, ka ho faty.
Dia hoy izy tamin’i Jakôba: «Avelao aho handeha, fa efa hazava ratsy ity ny andro.» Fa hoy i Jakôba: «Tsy avelako handeha ianao raha tsy efa nitso-drano ahy.»
Izao no lazain’i Iaveh, ilay Masin’i Israely sy izay namorona azy: «Sahinareo va ny hanontany ahy ny amin’ny ho avy, dia ny hanome didy Ahy ny amin’ny zanako sy ny asan’ny tanako?
Fa namaly i Piera ka nanao hoe: «Sanatria, Tompoko, tsy mbola nihinan-javatra fady sy maloto aho.»
Ary i Anania namaly hoe: «Tompoko, reko tamin’ny olona maro fa loza loatra no nafitsok’io lehilahy io tamin’ny olonao masina tao Jerosalema;