Tamin’ny andron’i Amrafela, mpanjakan’i Senaara, sy i Ariòka, mpanjakan’i Elasara, sy i Kodôrlahômôra, mpanjakan’i Elama, ary i Tadala, mpanjakan’i Gôima,
Genesisy 14:4 - Baiboly Katolika fa efa nanoa an’i Kodôrlahômôra roa ambin’ny folo taona izy ireo, no vao niodina taminy nony tamin’ny taona fahatelo ambin’ny folo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanompo an’i Kedorlaomera roa amby folo taona ireo, fa tamin’ny taona fahatelo amby folo kosa izy ireo dia nikomy. DIEM PROTESTANTA Nandritra ny roa ambin’ny folo taona izy ireo dia nanompo an’i Kedôrlahômera fa tamin’ny taona fahatelo ambin’ny folo kosa izy dia nikomy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nandritra ny roa ambin’ny folo taona izy ireo dia nanompo an’i Kedôrlahômera fa tamin’ny taona fahatelo ambin’ny folo kosa izy dia nikomy. Baiboly Protestanta Malagasy Fa efa nanompo an’i Kedorlaomera roa ambin’ny folo taona ireo, fa tamin’ny taona fahatelo ambin’ny folo kosa dia niodina izy. Malagasy Bible Fa efa nanompo an'i Kedorlaomera roa ambin'ny folo taona ireo, fa tamin'ny taona fahatelo ambin'ny folo kosa dia niodina izy. La Bible en Malgache Nanompo an’i Kedorlaomera roa amby folo taona ireo, fa tamin’ny taona fahatelo amby folo kosa izy ireo dia nikomy. |
Tamin’ny andron’i Amrafela, mpanjakan’i Senaara, sy i Ariòka, mpanjakan’i Elasara, sy i Kodôrlahômôra, mpanjakan’i Elama, ary i Tadala, mpanjakan’i Gôima,
Nony tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo anefa, niainga i Kodôrlahômôra sy ireo mpanjaka nomba azy, ka nasiany avokoa ny Refaima tao Astarôta-Karmaima, ny Zosima tao Hama, ny Emima teo amin’ny tany lemak’i Kariataima;
Niodina tamin’io anefa izy, fa nandefa iraka tany Ejipta mba hanome soavaly sy olona maro azy. Ka hahomby va izy? Ho afa-mandositra va izay nanao izany? Nivadi-panekena izy, ka ho afa-mandositra ve!