Ary mbola velona sivy ambin’ny folo amby zato taona i Nakôra taorian’ny niterahany an’i Tare, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.
Genesisy 11:26 - Baiboly Katolika Rehefa fitopolo taona ny andro niainan’i Tare, dia niteraka an’i Abrama sy i Nakôra ary i Aràna izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fitopolo taona i Tera raha niteraka an’i Abrama sy i Nahora ary i Harana. DIEM PROTESTANTA Rehefa feno 70 taona i Tera, dia niteraka telo lahy dia i Abrama sy i Nahôra ary i Haràna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa feno 70 taona i Tera, dia niteraka telo lahy dia i Abrama sy i Nahôra ary i Haràna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan’i Tera, dia niteraka an’i Abrama sy Nahora ary Harana izy. Malagasy Bible Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan'i Tera, dia niteraka an'i Abrama sy Nahora ary Harana izy: La Bible en Malgache Fitopolo taona i Tera raha niteraka an’i Abrama sy i Nahora ary i Harana. |
Ary mbola velona sivy ambin’ny folo amby zato taona i Nakôra taorian’ny niterahany an’i Tare, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.
Naka folo tamin’ny ramevan’ny tompony, ilay mpanompo, dia niainga handeha, ary nananany fahefana avokoa ny fananan’ny tompony. Dia nitsangana izy, ka any Mesôpôtamia any an-tanànan’i Nakôra no nalehany.
dia hoy i Jôsoe tamin’ny vahoaka rehetra. Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Taloha dia tany an-dafin’ny ony no nonenan’ny razanareo, Tare rain’i Abrahama sy rain’i Nakôra, ary andriamani-kafa no notompoin’izy ireo.