Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Genesisy 11:24 - Baiboly Katolika

Rehefa sivy amby roapolo taona ny andro niainan’i Nakôra, dia niteraka an’i Tare izy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Sivy amby roapolo taona i Nahora raha niteraka an’i Tera.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Rehefa feno 29 taona i Nahôra, dia niteraka an’i Tera.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa feno 29 taona i Nahôra, dia niteraka an’i Tera.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary rehefa sivy amby roa-polo taona ny andro niainan’i Nahora, dia niteraka an’i Tera izy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary rehefa sivy amby roa-polo taona ny andro niainan'i Nahora, dia niteraka an'i Tera izy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Sivy amby roapolo taona i Nahora raha niteraka an’i Tera.

Jereo ny toko



Genesisy 11:24
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary mbola velona roan-jato taona i Saroga, taorian’ny niterahany an’i Nakôra, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.


Ary mbola velona sivy ambin’ny folo amby zato taona i Nakôra taorian’ny niterahany an’i Tare, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.


Ka izao no isany: siny volamena 30, siny volafotsy 1.000, antsy 29,


zanak’i Jakôba, zanak’i Isaaka, zanak’i Abrahama, zanak’i Tare, zanak’i Nakôra,


dia hoy i Jôsoe tamin’ny vahoaka rehetra. Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Taloha dia tany an-dafin’ny ony no nonenan’ny razanareo, Tare rain’i Abrahama sy rain’i Nakôra, ary andriamani-kafa no notompoin’izy ireo.