Ary mbola velona fito sy roan-jato taona i Reo, taorian’ny niterahany an’i Saroga, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.
Genesisy 11:22 - Baiboly Katolika Rehefa telopolo taona ny andro niainan’i Saroga dia niteraka an’i Nakôra izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Telopolo taona i Seroga raha niteraka an’i Nahora. DIEM PROTESTANTA Rehefa feno 30 taona i Seroga, dia niteraka an’i Nahôra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa feno 30 taona i Seroga, dia niteraka an’i Nahôra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan’i Seroga, dia niteraka an’i Nahora izy. Malagasy Bible Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan'i Seroga, dia niteraka an'i Nahora izy, La Bible en Malgache Telopolo taona i Seroga raha niteraka an’i Nahora. |
Ary mbola velona fito sy roan-jato taona i Reo, taorian’ny niterahany an’i Saroga, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.
Ary mbola velona roan-jato taona i Saroga, taorian’ny niterahany an’i Nakôra, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.
dia hoy i Jôsoe tamin’ny vahoaka rehetra. Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Taloha dia tany an-dafin’ny ony no nonenan’ny razanareo, Tare rain’i Abrahama sy rain’i Nakôra, ary andriamani-kafa no notompoin’izy ireo.