Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Genesisy 11:12 - Baiboly Katolika

Rehefa dimy amby telopolo taona ny andro niainan’i Arfaksada, dia niteraka an’i Sale izy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dimy amby telopolo taona i Arpaksada raha niteraka an’i Sela.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Rehefa feno 35 taona i Arpaksada, dia niteraka an’i Sela.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa feno 35 taona i Arpaksada, dia niteraka an’i Sela.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary rehefa dimy amby telo-polo taona. ny andro niainan’i Arpaksada, dia niteraka an’i Sela izy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary rehefa dimy amby telo-polo taona ny andro niainan'i Arpaksada, dia niteraka an'i Sela izy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dimy amby telopolo taona i Arpaksada raha niteraka an’i Sela.

Jereo ny toko



Genesisy 11:12
5 Rohy Ifampitohizana  

I Arfaksada niteraka an’i Sale, ary i Sale niteraka an’i Ebera.


Mbola velona dimanjato taona i Sema taorian’ny niterahany an’i Arfaksada, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.


Ary mbola velona telo amby efajato taona i Arfaksada, taorian’ny niterahany an’i Sale, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.


I Arfaksada niteraka an’i Sale, ary i Sale niteraka an’i Hebera.


zanak’i Kainàna, zanak’i Arfaksada, zanak’i Sema, zanak’i Nôe, zanak’i Lameka,