Roa lahy no zanak’i Ebera, ka Falega no anaran’ny anankiray, fa tamin’ny androny dia voazara ny tany, ary Jektàna no anaran’ny rahalahiny.
Genesisy 10:26 - Baiboly Katolika I Jektàna niteraka an’i Elmôdada, i Salefa, i Asarmota, i Jare, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Joktana dia niteraka an’i Almodada, i Selefa, i Hazarmaveta, i Jera, DIEM PROTESTANTA I Jôktàna no rain-dry i Almôdada sy i Selefa, i Hatsarmavèty sy i Jerà, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Jôktàna no rain-dry i Almôdada sy i Selefa, i Hatsarmavèty sy i Jerà, Baiboly Protestanta Malagasy Ary Joktana niteraka an’i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera Malagasy Bible Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera La Bible en Malgache I Joktana dia niteraka an’i Almodada, i Selefa, i Hazarmaveta, i Jera, |
Roa lahy no zanak’i Ebera, ka Falega no anaran’ny anankiray, fa tamin’ny androny dia voazara ny tany, ary Jektàna no anaran’ny rahalahiny.