Ka ny faritanin’ny Kananeanina tafapaka hatrany Sidona amin’ny tandrifin’ny Jerara ka hatrany Gazà, ary hatramin’ny tandrifin’i Sôdôma, i Gômôra, i Adama ary i Sebôima, dia hatrany Lesà.
Genesisy 10:20 - Baiboly Katolika Ireo no taranak’i Kama, araka ny fianakaviany sy araka ny fiteniny avy, any amin’ny taniny sy any amin’ny fireneny avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no zanak’i Hama araka ny fokony, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, amin’ny fireneny. DIEM PROTESTANTA Ireo no zanakalahin’i Hama voatsinjara araka ny fokony sy ny fiteniny avy, ary ao amin’ny taniny sy ny fireneny avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo no zanakalahin’i Hama voatsinjara araka ny fokony sy ny fiteniny avy, ary ao amin’ny taniny sy ny fireneny avy. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no zanak’i Hama, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, amin’ny fireneny. Malagasy Bible Ireo no zanak'i Hama, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, amin'ny fireneny. La Bible en Malgache Ireo no zanak’i Hama araka ny fokony, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, amin’ny fireneny. |
Ka ny faritanin’ny Kananeanina tafapaka hatrany Sidona amin’ny tandrifin’ny Jerara ka hatrany Gazà, ary hatramin’ny tandrifin’i Sôdôma, i Gômôra, i Adama ary i Sebôima, dia hatrany Lesà.