Eksodosy 9:15 - Baiboly Katolika
Raha izay Aho no efa naninjitra ny tanako namely anao tamin’ny pesta, ianao sy ny vahoakanao, dia efa fongotra amin’ny tany ianao toy izay.
Jereo ny toko
Fa ankehitriny, raha izay Aho no nanatsotra ny tanako hamely anao sy ny vahoakanao amin’ny areti-mandringana, dia efa fongotra tamin’ny tany ianao.
Jereo ny toko
Ankehitriny, raha naninji-tanana namely anao sy ny vahoakanao tamin’ny areti-mandringana Aho, dia efa levona teto ambonin’ny tany ianareo.
Jereo ny toko
Ankehitriny, raha naninji-tanana namely anao sy ny vahoakanao tamin’ny areti-mandringana Aho, dia efa levona teto ambonin’ny tany ianareo.
Jereo ny toko
Fa ankehitriny, raha izay Aho no naninjitra ny tànako hamely anao sy ny vahoakanao amin’ny areti-mandringana, dia efa fongotra tamin’ny tany hianao.
Jereo ny toko
Fa ankehitriny, raha izay Aho no naninjitra ny tanako hamely anao sy ny vahoakanao amin'ny areti-mandringana, dia efa fongotra tamin'ny tany ianao.
Jereo ny toko
Fa ankehitriny, raha izay Aho no nanatsotra ny tanako hamely anao sy ny vahoakanao amin’ny areti-mandringana, dia efa fongotra tamin’ny tany ianao.
Jereo ny toko