Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Eksodosy 7:28 - Baiboly Katolika

«Ho hipoka sahona ny ony, ary hiakatra ireny ka hiditra ao an-tranonao, ao an’efitrano fandrianao, eny ambony farafaranao, ao an-tranon’ny mpanomponao, eny amin’ny vahoakanao, amin’ny lafaoronao, ary amin’ny fanditian-dafarinanao.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

dia ho feno sahona i Neily, ary hiakatra ireny ka hiditra ao an-tranonao, ao an’efitrano fandrianao, eny ambonin’ny farafaranao, any amin’ny tranon’ny mpanomponao, any amin’ny vahoakanao ary eny amin’ny fatanao sy eny amin’ny vilia fanaova-mofonao.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Hitombo ao amin’ny ony ny sahona, dia hiakatra ka hiditra ao an-dapanao sy ao an’efitrano fandrianao ary ao am-parafaranao aza, hiditra any an-tranon’ny mpanomponao sy ny vahoakanao ary koa any amin’ny lafaoro sy ny fanaova-mofonao.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Hitombo ao amin’ny ony ny sahona, dia hiakatra ka hiditra ao an-dapanao sy ao an’efitrano fandrianao ary ao am-parafaranao aza, hiditra any an-tranon’ny mpanomponao sy ny vahoakanao ary koa any amin’ny lafaoro sy ny fanaova-mofonao.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

dia hisy sahona betsaka any Neily, ary hiakatra ireny ka hankao amin’ny tranonao sy ny trano fandrianao sy eny ambonin’ny farafaranao sy any amin’ny tranon’ny mpanomponao sy amin’ny vahoakanao ary eny amin’ny fanendasa-mofonao sy eny amin’ny vilia fanaova-mofonao.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

dia ho feno sahona i Neily, ary hiakatra ireny ka hiditra ao an-tranonao, ao an’efitrano fandrianao, eny ambonin’ny farafaranao, any amin’ny tranon’ny mpanomponao, any amin’ny vahoakanao ary eny amin’ny fatanao sy eny amin’ny vilia fanaova-mofonao.

Jereo ny toko



Eksodosy 7:28
0 Rohy Ifampitohizana