Koa izao àry, jioga mavesatra no nampitondrain’idada anareo: hataoko mavesabesatra kokoa ny jioganareo. Kotopia no namaizan’idada anareo, fa maingoka kosa no hamaizako anareo.»
Eksodosy 5:18 - Baiboly Katolika Ka mandehana miasa amin’izao tsy omena mololo ianareo; ary ny isan’ny biriky hatolotrareo dia tsy ovana akory.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ankehitriny, mandehana, tanteraho ny fanompoanareo, fa tsy hisy mololo homena anareo, nefa ny anjara birikinareo dia mbola hovitainareo ihany. DIEM PROTESTANTA Koa ankehitriny, ndeha miasa fa tsy homena mololo intsony ianareo, nefa ny isam-biriky anjaranareo tsy maintsy homenareo ihany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa ankehitriny, ndeha miasa fa tsy homena mololo intsony ianareo, nefa ny isam-biriky anjaranareo tsy maintsy homenareo ihany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ankehitriny, mandehana, ataovy izay fanompoanareo, fa tsy hisy mololo homena anareo; nefa ny anjara-birikinareo dia mbola hatolotrareo ihany. Malagasy Bible Ary ankehitriny, mandehana, ataovy izay fanompoanareo, fa tsy hisy mololo homena anareo; nefa ny anjara-birikinareo dia mbola hatolotrareo ihany. La Bible en Malgache Ankehitriny, mandehana, tanteraho ny fanompoanareo, fa tsy hisy mololo homena anareo, nefa ny anjara birikinareo dia mbola hovitainareo ihany. |
Koa izao àry, jioga mavesatra no nampitondrain’idada anareo: hataoko mavesabesatra kokoa ny jioganareo. Kotopia no namaizan’idada anareo, fa maingoka kosa no hamaizako anareo.»
Fa hoy kosa i Faraôna: «Olona kamo ianareo; olona kamo! Ka izany no ilazanareo hoe: Maniry ta-handeha hanolotra sorona amin’i Iaveh izahay.
Hitan’ny mpanoratry ny zanak’i Israely fa efa mandry andriran’antsy izy, fa ilazana hoe: «Ny birikinareo tsy handatsahana, fa isan’andro dia ho latasy toraky ny fanao isan’andro ihany.»
Nitodika aho dia nahita ny fampahoriana rehetra atao atỳ ambany masoandro: ao ny ampahoriana, vonton-dranomaso, ary tsy misy olona manala alahelo azy. Iharan’ny fanaovana an-kerin’ireo mpampahory azy, ary tsy misy olona manala alahelo azy.
Ny rainy izay nanao an-keriny matetika loatra, nandroba ny rahalahiny, sy nanao izay ratsy eo afovoan’ny fireneny, io izy io dia ho faty noho ny helony.