Hapetrakao eo ivelan’ny efitra lamba ny latabatra, ary eo anoloan’ny latabatra, amin’ny lafiny atsimo amin’ny Fonenana, ny fanaovan-jiro, fa amin’ny avaratra no hametrahanao ny latabatra.»
Eksodosy 40:22 - Baiboly Katolika Napetrany tao an-trano lay fihaonana ny latabatra amin’ny lafiny avaratra amin’ny Fonenana, atỳ ivelan’ny efitra lamba, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana ny latabatra, teo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tabernakely, teo ivelan’ny efitra lamba. DIEM PROTESTANTA Ny latabatra voatokana dia napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana, terỳ amin’ny lafiny avaratra, teo anoloan’ny efitra lamba; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny latabatra voatokana dia napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana, terỳ amin’ny lafiny avaratra, teo anoloan’ny efitra lamba; Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny latabatra dia napetrany teo amin’ny trano-lay fihaonana, dia teo amin’ny lafin’ny tabernakely avaratra, teo ivelan’ny efitra lamba. Malagasy Bible Ary ny latabatra dia napetrany teo amin'ny trano-lay fihaonana, dia teo amin'ny lafin'ny tabernakely avaratra, teo ivelan'ny efitra lamba. La Bible en Malgache Napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana* ny latabatra, teo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tabernakely, teo ivelan’ny efitra lamba. |
Hapetrakao eo ivelan’ny efitra lamba ny latabatra, ary eo anoloan’ny latabatra, amin’ny lafiny atsimo amin’ny Fonenana, ny fanaovan-jiro, fa amin’ny avaratra no hametrahanao ny latabatra.»
Nataony teo an-trano lay fihaonana koa ny fanaovan-jiro, tandrifin’ny latabatra, amin’ny lafiny atsimo amin’ny Fonenana,
Dia hoentinao ny latabatra, ka halahatrao eo amboniny izay tsy maintsy hatao eo; hoentinao ny fanaovan-jiro dia hapetrakao eo amboniny ny lalampiny.
Eny, izaho izay kely indrindra amin’ny olona masina rehetra, no nomena izany fahasoavana izany, dia ny hitory amin’ny Jentily ny haren’i Kristy tsy hita pesipesenina,