Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Eksodosy 39:11 - Baiboly Katolika

andalana faharoa: eskarbokla, safira, diamondra;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ny andalana faharoa dia robisy sy safira ary oniksa;

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

ny laharana faharoa dia robisy sy safira ary diamondra;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ny laharana faharoa dia robisy sy safira ary diamondra;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary ny andalana faharoa dia robina sy safira ary onyksa;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary ny andalana faharoa dia robina sy safira ary onyksa;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ny andalana faharoa dia robisy sy safira ary oniksa;

Jereo ny toko



Eksodosy 39:11
5 Rohy Ifampitohizana  

ka petaho rava-batosoa an-tranontranony, vatosoa efatra andalana; ny andalana voalohany: sardoana, tôpaza, emeraoda iray avy.


Ny andalana faharoa: ekarbokla, safira, diamondra iray avy.


Vato efatra andalana no naravaka azy; ny andalana iray dia sardoana, tôpazy, emeraoda, andalana voalohany io;


andalana fahatelo: ôpala, agata, ametista;


tany Edena, sahan’Andriamanitra, ianao, rakotry ny vatosoa: dia sardoana, tôpazy, diamondra, krisôlita, ôniksa, jaspa, safira, eskarbokla, emeraoda, ary volamena nanana amponga tapaka aman-tsodina ho fanompoana anao efa voaomana tamin’ny andro nahariana anao.