Tamin’ny lafiny andrefana, dimampolo hakiho ny fefy lamba, folo ny andriny ary folo ny faladiany.
Eksodosy 38:13 - Baiboly Katolika Tamin’ny lafiny atsinanana anoloana, dimampolo hakiho koa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny lafiny atsinanana dia nataony dimampolo hakiho DIEM PROTESTANTA Tamin’ny lafiny fidirana atsinanana dia 25 metatra koa ny velaran’ny kianja; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny lafiny fidirana atsinanana dia 25 metatra koa ny velaran’ny kianja; Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny lafiny atsinanana nataony dimam-polo hakiho. Malagasy Bible Ary ny lafiny atsinanana nataony dimam-polo hakiho. La Bible en Malgache Ny lafiny atsinanana dia nataony dimampolo hakiho |
Tamin’ny lafiny andrefana, dimampolo hakiho ny fefy lamba, folo ny andriny ary folo ny faladiany.
Tamin’ny ilany iray, fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho, sy ny andry telo mbamin’ny faladiany telo.