Lava be moa ny bao, ka dia hita izy raha eo amin’ny Fitoerana Masina; fa ny any ivelany no tsy mahita azy. Dia tao izy mandraka androany.
Eksodosy 37:4 - Baiboly Katolika Nanao bao tamin’ny hazo akasià izy, ary nopetahany takela-bolamena. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nanao bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka volamena. DIEM PROTESTANTA Nisy bao roa nataony tamin’ny hazo mimôzà, ary norakofany takela-bolamena. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy bao roa nataony tamin’ny hazo mimôzà, ary norakofany takela-bolamena. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanao bao tamin’ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-bolamena. Malagasy Bible Ary nanao bao tamin'ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-bolamena. La Bible en Malgache Ary nanao bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka volamena. |
Lava be moa ny bao, ka dia hita izy raha eo amin’ny Fitoerana Masina; fa ny any ivelany no tsy mahita azy. Dia tao izy mandraka androany.
Nandrendrika masom-bolamena efatra ho azy izy, nataony tamin’ny tongony efatra: masom-bolamena roa tamin’ny ilany iray, masom-bolamena roa tamin’ny ilany iray hafa.
Fa hoy ny Tompo taminy: «Mandehana, fa io lehilahy io dia fanaka voafidy ho Ahy, hitondra ny Anarako eo anatrehan’ny Jentily sy ny mpanjaka ary ny zanak’i Israely;
ka rehefa voazaha toetra ny finoanareo izay ambony lavitra noho ny volamena (io anefa mba zahan-toetra amin’ny afo ihany na dia zavatra mety simba aza), dia ho hita fa manjary dera sy voninahitra ary haja ho anareo izany, amin’ny andro hisehoan’i Jesoa Kristy.