Hasianao takela-bolamena izy ao anatiny sy ao ivelany, ary hasianao tanjo-miolaka volamena ny manodidina azy.
Eksodosy 37:26 - Baiboly Katolika Nopetahany takela-bolamena madio izy dia ny tampony, ny lafiny manodidina, ny tandrony; ary asiany tanjo-miolaka volamena manodidina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nopetahany takelaka volamena tsy miharo izany, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony; nasiany sisiny volamena manodidina io. DIEM PROTESTANTA Norakofana takela-bolamena madio ny tampony sy ny lafiny manodidina mbamin’ny tandrony, sady nasiana sisiny volamena manodidina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Norakofana takela-bolamena madio ny tampony sy ny lafiny manodidina mbamin’ny tandrony, sady nasiana sisiny volamena manodidina. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nopetahany takela-bolamena tsara izy, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony; ary nasiany koronosy volamena manodidina. Malagasy Bible Ary nopetahany takela-bolamena tsara izy, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony; ary nasiany koronosy volamena manodidina. La Bible en Malgache Ary nopetahany takelaka volamena tsy miharo izany, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony; nasiany sisiny volamena manodidina io. |
Hasianao takela-bolamena izy ao anatiny sy ao ivelany, ary hasianao tanjo-miolaka volamena ny manodidina azy.
Hazo akasià no nanaovany ny ôtely fandoroan-java-manitra; iray hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, efa-joro mitovy lafiny efatra, ary roa hakiho ny haavony, iray aminy ny tandrony.
Nasiany masom-bolamena roa teo ambanin’ny tanjo-miolaka amin’ny rirany roa; nataony teo an-daniny roa ireo, hidiran’ny bao hitondrana azy.