Eksodosy 30:5 - Baiboly Katolika Hataonao amin’ny hazo akasià ny bao, ary hopetahanao takela-bolamena izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hazo akasia no anaovy ny bao ka petaho takelaka volamena. DIEM PROTESTANTA Hazo mimôzà no hanaovana ny bao ary horakofana takela-bolamena. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hazo mimôzà no hanaovana ny bao ary horakofana takela-bolamena. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hazo akasia no anaovy ny bao, ka petaho takela-bolamena. Malagasy Bible Ary hazo akasia no anaovy ny bao, ka petaho takela-bolamena. La Bible en Malgache Hazo akasia no anaovy ny bao ka petaho takelaka volamena. |
Hataonao eo akaikin’ny sisiny ny masom-bolamena, fa hampidirana ny bao hilanjana ny latabatra.
Hanaovanao masom-bolamena roa izy eo ambanin’ilay koronosy eo amin’ny rirany roa, hataonao amin’ny laniny roa, hidiran’ny bao hitondrana azy.
Io ôtely io dia hapetrakao manatrika ny efitra lamba izay eo anoloan’ny fiaran’ny vavolombelona, manatrika ny fanaovam-panavotana izay eo ambonin’ny vavolombelona, dia eo amin’izay hihaonako aminao.