Napetrany tao an-trano lay fihaonana ny latabatra amin’ny lafiny avaratra amin’ny Fonenana, atỳ ivelan’ny efitra lamba,
Eksodosy 26:35 - Baiboly Katolika Hapetrakao eo ivelan’ny efitra lamba ny latabatra, ary eo anoloan’ny latabatra, amin’ny lafiny atsimo amin’ny Fonenana, ny fanaovan-jiro, fa amin’ny avaratra no hametrahanao ny latabatra.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Apetraho eo ivelan’ny efitra ny latabatra ka ny fitoeran-jiro ho tandrifin’ny latabatra amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely; ary ny latabatra dia ataovy eo amin’ny lafiny avaratra. DIEM PROTESTANTA Hapetraka ao amin’ny fonena-masina, eo amin’ny lafiny avaratra, ny latabatra; ary ny fitoeran-jiro kosa manoloana ny latabatra amin’ny lafiny atsimo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hapetraka ao amin’ny fonena-masina, eo amin’ny lafiny avaratra, ny latabatra; ary ny fitoeran-jiro kosa manoloana ny latabatra amin’ny lafiny atsimo. Baiboly Protestanta Malagasy Ary apetraho eo ivelan’ny efitra ny latabatra, ary ny fanaovan-jiro tandrifin’ny latabatra amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely; ary ny latabatra ataovy eo amin’ny lafiny avaratra. Malagasy Bible Ary apetraho eo ivelan'ny efitra ny latabatra, ary ny fanaovan-jiro tandrifin'ny latabatra amin'ny lafiny atsimo amin'ny tabernakely; ary ny latabatra ataovy eo amin'ny lafiny avaratra. La Bible en Malgache Apetraho eo ivelan’ny efitra ny latabatra ka ny fitoeran-jiro ho tandrifin’ny latabatra amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely; ary ny latabatra dia ataovy eo amin’ny lafiny avaratra. |
Napetrany tao an-trano lay fihaonana ny latabatra amin’ny lafiny avaratra amin’ny Fonenana, atỳ ivelan’ny efitra lamba,
Nataony teo an-trano lay fihaonana koa ny fanaovan-jiro, tandrifin’ny latabatra, amin’ny lafiny atsimo amin’ny Fonenana,
Dia hoentinao ny latabatra, ka halahatrao eo amboniny izay tsy maintsy hatao eo; hoentinao ny fanaovan-jiro dia hapetrakao eo amboniny ny lalampiny.
ary tsy misy olona mampirehitra jiro, ka mametraka azy ao ambanin’ny vata famarana, fa eo ambonin’ny fanaovan-jiro no apetrany mba hanazava izay rehetra ao an-trano.
Fa nisy tranolay natao, ka ny efitra voalohany, izay atao hoe fitoerana masina, dia nisy ny fanaovan-jiro maro rantsana, sy ny latabatra, ary ny mofo alahatra.