Ny lafiny anankiray amin’ny Fonenana dia ny lafiny avaratra, hanaovanao hazo fisaka roapolo koa,
Eksodosy 26:21 - Baiboly Katolika mbamin’ny faladia volafotsy efapolo; faladia roa ambanin’ny hazo fisaka tsirairay avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Manaova faladia volafotsy efapolo, faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay. DIEM PROTESTANTA miaraka amin’ny faladia volafotsy efapolo; ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara miaraka amin’ny faladia volafotsy efapolo; ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary manaova faladiany volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin’ny isan-janakazo iray. Malagasy Bible Ary manaova faladiany volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray. La Bible en Malgache Manaova faladia volafotsy efapolo, faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay. |
Ny lafiny anankiray amin’ny Fonenana dia ny lafiny avaratra, hanaovanao hazo fisaka roapolo koa,
Hanao hazo fisaka enina ianao hatao amin’ny faran’ny Fonenana amin’ny lafiny andrefana,
Ny volafotsy talenta zato narendrika nanaovana ny faladian’ny fitoerana masina sy ny faladian’ny efitra lamba, faladia zato araka ny talenta, talenta iray isam-paladia.