dia hoy ny mpanjaka tamin’i Natàna mpaminany: «Jereo ange! Izaho mitoetra an-trano sedera, ary ny Fiaran’Andriamanitra mitoetra ao afovoan’ny lay!»
Eksodosy 26:2 - Baiboly Katolika Valo amby roapolo hakiho ny halavan’ny ambainy iray, ary efatra hakiho ny sakan’ny ambainy iray, ary hampitoviana daholo ny haben’ny ambaina rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roapolo hakiho; ny lambanan’ny ambainy iray koa dia efatra hakiho; hitovy refy ny ambainy rehetra. DIEM PROTESTANTA Hitovy avokoa ny refin’ny lamba temitra rehetra, ka 14 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hitovy avokoa ny refin’ny lamba temitra rehetra, ka 14 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany. Baiboly Protestanta Malagasy Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roa-polo hakiho; ary ny lambanan’ny ambainy iray dia efatra hakiho; hitovy ohatra ny ambainy rehetra. Malagasy Bible Ny halavan'ny ambainy iray dia valo amby roa-polo hakiho; ary ny lambanan'ny ambainy iray dia efatra hakiho; hitovy ohatra ny ambainy rehetra. La Bible en Malgache Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roapolo hakiho*; ny lambanan’ny ambainy iray koa dia efatra hakiho; hitovy refy ny ambainy rehetra. |
dia hoy ny mpanjaka tamin’i Natàna mpaminany: «Jereo ange! Izaho mitoetra an-trano sedera, ary ny Fiaran’Andriamanitra mitoetra ao afovoan’ny lay!»
Rehefa niorina tao an-tranony i Davida dia hoy i Davida tamin’i Natàna mpaminany: «Izaho ity mitoetra an-trano sedera; nefa ny fiaran’ny faneken’i Iaveh ao anaty lay!»
«Ny hanaovana ny Fonenana dia ambainy folo; ny hanaovana azy ireo dia amin’ny rongony madinika voahasina, sy amin’ny jaky volomparasy, amin’ny kajy mangatrakatraka, ary amin’ny lamba mena antitra, asiana kerobima, asan-tanan’ny mpanenona mahay.
Hitondra ny ambain’ny Fonenana sy ny trano lay fihaonana izy, mbamin’ny firakony sy ny sarona hodi-dogaona izay fanao eo amboniny, ny varavarana lamba izay eo amin’ny fidiran’ny trano lay fihaonana,