Raha tao aminy anefa no nangalarana ny biby, dia tsy maintsy manonitra amin’ny tompom-biby izy.
Eksodosy 22:13 - Baiboly Katolika Ary raha voaviraviram-biby masiaka ny biby, izay sisa tsy laniny no hoentiny ho vavolombelona, dia tsy hanonitra ilay biby voaviravira izy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary raha misy olona mindrana biby amin’ny namany ka tapaka na maty io, nefa tsy teo ny tompony, dia hanonitra tokoa izy. DIEM PROTESTANTA «Raha misy olona mindrana biby amin’ny namany ka maratra na maty ilay biby nefa tsy teo anatrehan’ny tompony, dia tsy maintsy manonitra izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Raha misy olona mindrana biby amin’ny namany ka maratra na maty ilay biby nefa tsy teo anatrehan’ny tompony, dia tsy maintsy manonitra izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha misy olona mindran-javatra amin’ny namany, ka simba na maty izany, nefa tsy mba teo aminy ny tompon-javatra, dia hanonitra tokoa izy. Malagasy Bible Ary raha misy olona mindran-javatra amin'ny namany, ka simba na maty izany, nefa tsy mba teo aminy ny tompon-javatra, dia hanonitra tokoa izy. La Bible en Malgache Ary raha misy olona mindrana biby amin’ny namany ka tapaka na maty io, nefa tsy teo ny tompony, dia hanonitra tokoa izy. |
Raha tao aminy anefa no nangalarana ny biby, dia tsy maintsy manonitra amin’ny tompom-biby izy.
«Raha misy olona mindram-biby amin’ny namany, ka tapaka na maty ilay biby tsy teo anatrehan’ny tompony, dia hisy onitra;
Ka hoy aho: «Indrisy! Iaveh, Tompo ô, tsy mba voaloto na oviana na oviana ny fanahiko; tsy mba nihinana biby maty, na voaviravira aho, hatramin’ny fahatanorako ka mandraka ankehitriny; ary tsy mbola niditra ny vavako akory izay hena voaloto.»
Izao no lazain’i Iaveh: «Toy ny fanatsoakan’ny mpiandry ondry, avy eo am-bavan’ny liona ny ranjo roa na tendron-tsofina iray, no famonjy ny zanak’i Israely izay mipetraka ao Samaria, eo an-joron’ny sezabe, eo ambonin’ny ondana avy any Damasy.»
Aoka hiainga ny tananareo hamely izay manohitra anareo, ary aoka ho ringana ny fahavalonareo!
Aiza no misy ny lavak’ireo liona, izay fitoerana ifahanan’ny liona tanora, izay nieran’ny liondahy aman-diombavy sy ny zana-diona, sady tsy misy manaitaitra azy?