Ny voaviraviran’ny biby dia, tsy mba nentiko tany aminao; izaho no nivesatra ny faty antoka tamin’izany. Notakinao tamiko avokoa, na ny nangalarina andro na ny nangalarina alina.
Eksodosy 22:12 - Baiboly Katolika Raha tao aminy anefa no nangalarana ny biby, dia tsy maintsy manonitra amin’ny tompom-biby izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha voaviraviram-biby kosa dia hitondra azy ho vavolombelona izy fa tsy hanonitra izay voaviravira akory. DIEM PROTESTANTA Raha voaviraviran’ny bibidia ilay izy, dia hoentina ho porofo ny sisa tavela aminy; ka amin’izay dia tsy hanonitra izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha voaviraviran’ny bibidia ilay izy, dia hoentina ho porofo ny sisa tavela aminy; ka amin’izay dia tsy hanonitra izy. Baiboly Protestanta Malagasy Raha voaviraviram-biby izany, dia hitondra azy ho vavolombelona izy; tsy hanonitra izay voaviravira izy. Malagasy Bible Raha voaviraviram-biby izany, dia hitondra azy ho vavolombelona izy; tsy hanonitra izay voaviravira izy. La Bible en Malgache Raha voaviraviram-biby kosa dia hitondra azy ho vavolombelona izy fa tsy hanonitra izay voaviravira akory. |
Ny voaviraviran’ny biby dia, tsy mba nentiko tany aminao; izaho no nivesatra ny faty antoka tamin’izany. Notakinao tamiko avokoa, na ny nangalarina andro na ny nangalarina alina.
dia ny fianianana amin’i Iaveh no hampanaovina amin’izy roa tonta hahalalàna raha noraisin’ny tanany ny fananan’ny namany, ary hanaiky izany ny tompom-biby, dia tsy hanonitra itsy anankiray.
Ary raha voaviraviram-biby masiaka ny biby, izay sisa tsy laniny no hoentiny ho vavolombelona, dia tsy hanonitra ilay biby voaviravira izy.»
«Raha misy nametra-bola na fanaka hotahirizin’ny namany, ka nangalarin’ny sasany tao an-tranon’ity namany izany: raha hita ny nangalatra dia hanonitra avo sasaka,