efai-maso ny maso, efai-nify ny nify, efain-tanana ny tanana, efain-tongotra ny tongotra,
Eksodosy 21:25 - Baiboly Katolika efain-dotra ny voadotra, efain-dratra ny ratra, efai-mangana ny mangana.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, fery solon’ny fery. DIEM PROTESTANTA may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, mangana solon’ny mangana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, mangana solon’ny mangana. Baiboly Protestanta Malagasy may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, mivatra solon’ny mivatra. Malagasy Bible may solon'ny may, ratra solon'ny ratra, mivatra solon'ny mivatra. La Bible en Malgache may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, fery solon’ny fery. |
efai-maso ny maso, efai-nify ny nify, efain-tanana ny tanana, efain-tongotra ny tongotra,
«Raha misy olona mamely ny mason’ny ankizilahiny na ny ankizivaviny, ka mahajamba ny masony, dia halefany ho afaka izy ho onitry ny masony.
Aza miantra maso akory: aina no solon’ny aina, maso no solon’ny maso, nify no solon’ny nify, tanana no solon’ny tanana, tongotra no solon’ny tongotra.