Eksodosy 21:23 - Baiboly Katolika Fa raha misy loza mihatra kosa dia hasainao efaina aina ny aina, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa raha misy maninona kosa dia hanome aina solon’ny aina ianao, DIEM PROTESTANTA Raha tàhiny kosa voa mafy ilay vehivavy, dia hofaizina ilay meloka: aina solon’ny aina, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha tàhiny kosa voa mafy ilay vehivavy, dia hofaizina ilay meloka: aina solon’ny aina, Baiboly Protestanta Malagasy Fa raha misy maninona kosa, dia hanome aina solon’ny aina hianao, Malagasy Bible Fa raha misy maninona kosa, dia hanome aina solon'ny aina ianao, La Bible en Malgache Fa raha misy maninona kosa dia hanome aina solon’ny aina ianao, |
tapaka efain-tapaka, maso efai-maso, nify efai-nify, izay ratra nafitsony ny namany dia mba hafitsoka azy koa.
Aza mandray avotra aina amin’ny mpamono olona mendrika hovonoina noho ny heloka nataony, fa tsy maintsy atao maty izy.
Aza miantra maso akory: aina no solon’ny aina, maso no solon’ny maso, nify no solon’ny nify, tanana no solon’ny tanana, tongotra no solon’ny tongotra.