Fa amin’ny lohan’i Jôaba sy ny ankohonan-drainy rehetra anie izany: ka tsy ho tapaka eo amin’ny fianakavian’i Jôaba ny marary mitsi-dra na boka, na mampandihy ampela na lavon-tsabatra, na tsy ampy hanina.»
Eksodosy 21:19 - Baiboly Katolika raha manaritra ny anankiray ka afa-mitsangatsangana any ivelany miankina amin’ny tehina; nefa kosa tsy maintsy onerany ny andro tsy niasany ary hiantohany ny fitsaboana azy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia ho afa-tsiny ilay namely azy rehefa afa-mitsangana indray ka mandehandeha mitehina eny alatrano ilay marary. Kanefa handoa ny onitr’ireo andro tsy niasany izy sady hitsabo azy mandra-pahasitrany. DIEM PROTESTANTA raha afaka mitsangana indray ilay voa ka mandehandeha mitondra tehina, dia tsy hohelohina akory ilay namely, saingy handoa ny onitry ny andro tsy niasany sy hiantoka tanteraka ny fitsaboana azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara raha afaka mitsangana indray ilay voa ka mandehandeha mitondra tehina, dia tsy hohelohina akory ilay namely, saingy handoa ny onitry ny andro tsy niasany sy hiantoka tanteraka ny fitsaboana azy. Baiboly Protestanta Malagasy raha afa-mitsangana indray ka mandehandeha mitehina eny ala-trano izy, dia ho afa-tsiny ilay namely azy; kanefa handoa ny hevitr’andro tsy nanaovany zavatra izy sady hitsabo azy mandra-pahasitrany. Malagasy Bible raha afa-mitsangana indray ka mandehandeha mitehina eny ala-trano izy, dia ho afa-tsiny ilay namely azy; kanefa handoa ny hevitr'andro tsy nanaovany zavatra izy sady hitsabo azy mandra-pahasitrany. La Bible en Malgache dia ho afa-tsiny ilay namely azy rehefa afa-mitsangana indray ka mandehandeha mitehina eny alatrano ilay marary. Kanefa handoa ny onitr’ireo andro tsy niasany izy sady hitsabo azy mandra-pahasitrany. |
Fa amin’ny lohan’i Jôaba sy ny ankohonan-drainy rehetra anie izany: ka tsy ho tapaka eo amin’ny fianakavian’i Jôaba ny marary mitsi-dra na boka, na mampandihy ampela na lavon-tsabatra, na tsy ampy hanina.»
«Raha misy olona mifanditra ary asian’ny iray vato na totohondry ny namany, nefa tsy nahafaty azy, fa nampihonaka am-pandriana azy izany, dia ho afaka ilay namono,
«Izay mikapoka hazo ny andevolahiny na ny andevovaviny, ka mahafaty azy eo no ho eo, dia hovaliana tokoa.
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: «Mbola hisy anti-dahy sy anti-bavy indray, hipetraka eny amin’ny kianja any Jerosalema, samy hitana tehina avy noho ny andro niainany efa maro.