Ary raha tsy tanterahiny aminy ireo zavatra telo ireo dia mahazo miala fotsiny izy, fa tsy handoa vola akory».
Eksodosy 21:10 - Baiboly Katolika Ary raha mbola maka vehivavy hafa izy dia tsy misy azony ahena ny fanome an-dravehivavy voalohany, na ny momba ny sakafo, na ny momba ny fitafiana, na ny momba ny hanina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary raha maka vehivavy hafa ho vadiny izy dia tsy hahenany ny sakafony sy ny fitafiany ary ny fombam-panambadiany. DIEM PROTESTANTA Raha maka vady hafa kosa ilay tompony, dia tsy hisy hahenany na ny sakafo na ny fitafiana na ny fiaraha-mitoetra aminy hatrizay. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha maka vady hafa kosa ilay tompony, dia tsy hisy hahenany na ny sakafo na ny fitafiana na ny fiaraha-mitoetra aminy hatrizay. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha maka vehivavy hafa ho vadiny izy, dia tsy hahenany ny fihinany sy ny fitafiany ary ny fombam-panambadiany. Malagasy Bible Ary raha maka vehivavy hafa ho vadiny izy, dia tsy hahenany ny fihinany sy ny fitafiany ary ny fombam-panambadiany. La Bible en Malgache Ary raha maka vehivavy hafa ho vadiny izy dia tsy hahenany ny sakafony sy ny fitafiany ary ny fombam-panambadiany. |
Ary raha tsy tanterahiny aminy ireo zavatra telo ireo dia mahazo miala fotsiny izy, fa tsy handoa vola akory».
Raha ny zanany lahy no kasainy homena azy dia hoentiny araka izay tsy maintsy ho fitondra ny zanakavavy izy.