Eksodosy 18:18 - Baiboly Katolika Handreraka anao sy ny vahoaka izay eto aminao mihitsy izao, satria asa tsy eran’ny ainao izao, ka tsy vitanao samy irery. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Samy ho reraka mihitsy, na ianao na ireo olona miaraka aminao ireo; mavesatra aminao loatra izao zavatra izao ka tsy ho zakanao irery ny hanao izao. DIEM PROTESTANTA Samy ho reraka mihitsy na ianao na ireto olona tonga atỳ aminao. Mavesatra loatra aminao izao andraikitra izao ka tsy ho vitanao samirery! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Samy ho reraka mihitsy na ianao na ireto olona tonga atỳ aminao. Mavesatra loatra aminao izao andraikitra izao ka tsy ho vitanao samirery! Baiboly Protestanta Malagasy Samy ho reraka mihitsy, na hianao na izao olona miaraka aminao izao; fa mavesatra aminao loatra izao zavatra izao, ka tsy ho zakanao irery ny hanao izao. Malagasy Bible Samy ho reraka mihitsy, na ianao na izao olona miaraka aminao izao; fa mavesatra aminao loatra izao zavatra izao, ka tsy ho zakanao irery ny hanao izao. La Bible en Malgache Samy ho reraka mihitsy, na ianao na ireo olona miaraka aminao ireo; mavesatra aminao loatra izao zavatra izao ka tsy ho zakanao irery ny hanao izao. |
Ho ahy, dia sitrako mihitsy ny handany sy holaniana manontolo ho an’ny fanahinareo, na dia ho arakaraka ny fitombon’ny fitiavako anareo aza no ho fihenan’ny fitiavanareo ahy.
fa ny raharahan’i Kristy no saika nahafaty azy; ary ny fanefana ny fanompoana ahy tsy efanareo no nanaovany ny ainy tsy ho zavatra