Nimonomonona tamin’i Môizy sy i Aarôna tao an’efitra ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra.
Eksodosy 16:9 - Baiboly Katolika Ary hoy i Môizy tamin’i Aarôna: «Lazao amin’ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra hoe: Manatòna eo anatrehan’i Iaveh ianareo, fa efa reny ny fimonomononanareo.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy i Mosesy tamin’i Arona: Lazao amin’ny fiangonan’ny Israely manontolo hoe: Manatòna eo anatrehan’NY TOMPO; fa efa reny ny fimonomononanareo. DIEM PROTESTANTA Avy eo dia nanome baiko an’i Aharôna i Mosesy hoe: –Ilazao avokoa ny vahoaka Israely mba ho tonga hiseho eo anatrehan’ny TOMPO, satria efa reny ny fimonomononan’izy ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Avy eo dia nanome baiko an’i Aharôna i Mosesy hoe: –Ilazao avokoa ny vahoaka Israely mba ho tonga hiseho eo anatrehan’ny TOMPO, satria efa reny ny fimonomononan’izy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Mosesy tamin’i Arona: Lazao amin’ny fiangonana, dia ny Zanak’Isiraely rehetra, hoe: Manatòna eo anatrehan’i Jehovah; fa efa reny ny fimonomononanareo. Malagasy Bible Ary hoy Mosesy tamin'i Arona: Lazao amin'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, hoe: Manatòna eo anatrehan'i Jehovah; fa efa reny ny fimonomononanareo. La Bible en Malgache Ary hoy i Mosesy tamin’i Arona: Lazao amin’ny fiangonan’ny Israely manontolo hoe: Manatòna eo anatrehan’NY TOMPO; fa efa reny ny fimonomononanareo. |
Nimonomonona tamin’i Môizy sy i Aarôna tao an’efitra ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra.
ary ho hitanareo raha maraina ny voninahitr’i Iaveh, satria reny ny fimonomononanareo tamin’i Iaveh, fa izahay moa no inona no izahay no imonomononanareo?»
Hoy koa i Môizy: «Ho hitanareo izany amin’ny hanomezan’i Iaveh anareo hena hohanina anio hariva, ary mofo hahavoky raha maraina, satria ren’i Iaveh ny nimonomononanareo taminy. Fa ny aminay, izahay moa no inona? Tsy izahay no iharan’ny fimonomononanareo fa i Iaveh ihany.»
«Mandra-pahoviana no handeferako ity fiangonana ratsy mimonomonona amiko ity? Reko ny fimonomononana ataon’ny zanak’i Israely amiko.
Hoy i Môizy tamin’i Kôre: «Rahampitso ianao sy ny tarikao rehetra mitoera eo anatrehan’i Iaveh, dia izy ireo sy ianao mbamin’i Aarôna.